<-
->

Neh / Ne 7:2 That I gave my brother Hanani, and Hananiah the ruler of the palace, charge over Jerusalem: for he was a faithful man, and feared God above many. dia notendreko Hanany rahalahiko sy Hanania, lehiben' ny tao an-dapa, hitandrina an' i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an' Andriamanitra mihoatra noho ny maro. Ary Hananì rahalahiko sy Anania lehiben' ny rova no nomeko fahefana amin' i Jerosalema, fa lehilahy mahatoky sy matahotra an' Andriamanitra mihoatra noho ny maro izy. Je confiai l' administration de Jérusalem à Hanani, mon frère, et à Hananya, commandant de la citadelle, car c'était un homme de confiance et qui craignait Dieu plus que beaucoup d' autres;