<-
->

Neh / Ne 7:39 The priests: the children of Jedaiah, of the house of Jeshua, nine hundred seventy and three. Ary ny mpisorona koa dia izao: Ny taranak' i Jedaia, avy tamin' ny mpianakavin' i Jesoa, dia telo amby fito-polo amby sivin-jato; Mpisorona: telo amby fitopolo sy sivin-jato, ny taranak' Idaiasa, avy amin' ny fianakavian' i Josoe; Les prêtres : les fils de Yedaya, c' est-à-dire la maison de Josué : 973;