<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 7:6 | These are the children of the province, that went up out of the captivity, of those that had been carried away, whom |
Izao no lehilahy amin' izany tany izany, izay niakatra avy tamin' ny fahababoana, dia ireo nobaboin' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, fa niverina tany Jerosalema sy Joda izy, samy ho any an-tanànany avy, | Ireto ny ambanivohitra avy nasesi-tany izay nentin' i Nabokodonosora, mpanjakan' i Babilona, ho babo ary niverina ho any Jerosalema sy Jodà, samy any an-tanànany avy; | Voici les gens de la province qui revinrent de la captivité et de l' exil. Après avoir été déportés par |