<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 8:13 | And on the second day were gathered together the chief of the fathers of all the people, the priests, and the |
Ary nony ampitson' iny dia vory teo amin' i Ezra mpanora-dalàna ny lohan' ny fianakaviana tamin' ny olona rehetra sy ny mpisorona ary ny Levita mba handinika ny tenin' ny lalàna. | Ny andro faharoa dia nivory teo amin' i Esdrasa mpanora-dalàna, ny loham-pianakavian' ny vahoaka rehetra, mbamin' ny mpisorona sy ny levita, mba handavorary kokoa ny fianarany ny tenin' ny lalàna. | Le deuxième jour, les chefs de famille de tout le peuple, les prêtres et les lévites se réunirent autour du scribe |