<-
->

Neh / Ne 8:2 And Ezra the priest brought the law before the congregation both of men and women, and all that could hear with understanding, upon the first day of the seventh month. Dia nentin' i Ezra mpisorona ny lalàna tamin' ny andro voalohany tamin' ny volana fahafito ho eo anatrehan' ny fiangonana, na lehilahy na vehivavy, mbamin' izay rehetra efa mahahaino. Ka nentin' i Esdrasa mpisorona ny lalàna, ho eo anatrehan' ny fiangonana, dia ny lehilahy sy ny vehivavy mbamin' izay rehetra efa manan-tsaina hahafantatra azy; andro voalohan' ny volana fahafito tamin' izay. Alors le prêtre Esdras apporta la Loi devant l' assemblée, qui se composait des hommes, des femmes et de tous ceux qui avaient l'âge de raison. C'était le premier jour du septième mois.