<-
->

Neh / Ne 8:9 And Nehemiah, which is the Tirshatha, and Ezra the priest the scribe, and the Levites that taught the people, said unto all the people, This day is holy unto the Lord your God; mourn not, nor weep. For all the people wept, when they heard the words of the law. Ary Nehemia governora sy Ezra mpisorona, mpanora-dalàna, ary ny Levita izay nampianatra ny olona dia nanao tamin' ny olona rehetra hoe: Masina ho an' i Jehovah Andriamanitrareo ity andro ity; koa aza malahelo na mitomany. Fa nitomany ny olona rehetra raha nandre ny tenin' ny lalàna. Ary Nehemia, governora, Esdrasa mpisorona sy mpanora-dalàna, mbamin' ny levita, nampianatra ny vahoaka, niteny tamin' ny vahoaka rehetra, nanao hoe: Andro masina ho an' ny Tompo Andriamanitrareo ity ka aza asiana fisaonana na ranomaso. Fa nitomany avokoa ny vahoaka nony nandre ny tenin' ny lalàna. Alors Son Excellence Néhémie et Esdras, le prêtre-scribe et les lévites qui instruisaient le peuple dit à tout le peuple "Ce jour est saint pour Yahvé, votre Dieu! Ne soyez pas tristes, ne pleurez pas!" Car tout le peuple pleurait en entendant les paroles de la Loi.