<-
->

Neh / Ne 9:13 Thou camest down also upon mount Sinai, and spakest with them from heaven, and gavest them right judgments, and true laws, good statutes and commandments: Efa nidina tao ambonin' ny tendrombohitra Sinay Hianao, dia niteny taminy tany an-danitra ka nanome azy fitsipika mahitsy sy lalana marina ary fomba sy didy tsara. Nidina tany an-tendrombohitra Sinaia hianao, ka niteny tamin' izy ireo, avy any ambonin' ny lanitra, ary nanome azy fitsipika mahitsy, làlam-pahamarinana, lalàna aman-didy lavorary. Tu es descendu sur le mont Sinaï, et du ciel leur as parlé; et tu leur as donné des ordonnances justes, des lois sûres, des préceptes et des commandements excellents;