<-
->

Neh / Ne 9:18 Yea, when they had made them a molten calf, and said, This is thy God that brought thee up out of Egypt, and had wrought great provocations; Eny, nanao ilay ombilahy kely an-idina izy ka nanao hoe: Io no andriamanitrao izay nitondra anao hiakatra avy tany Egypta, dia nampahasosotra indrindra izy; Na dia tamin' izy nanao zanak' omby anidina aza, sy nilaza hoe: Ity no andriamanitrao, izay nitondra anao nivoaka avy tany Ejipta ka rafitra nanevateva anao izaitsizy, Même quand ils se fabriquèrent un veau de métal fondu, déclarèrent : "C' est là ton Dieu qui t' a fait monter d' Egypte!" et commirent de grands blasphèmes,