<-
->

Neh / Ne 9:22 Moreover thou gavest them kingdoms and nations, and didst divide them into corners: so they possessed the land of Sihon, and the land of the king of Heshbon, and the land of Og king of Bashan. Ary nanome azy fanjakana sy firenena maro Hianao, ka voazaranao araka ny faritaniny avy ireny; ka dia nahazo ny tanin' i Sihona sy ny tanin' ny mpanjakan' i Hesbona ary ny tanin' i Oga, mpanjakan' i Basana, izy. Fanjakana amam-pirenena no natolotrao azy, ka nozarainao ho azy ireo ny faritanin' ireny, dia lasany avokoa ny tanin' i Sehona, ny tanin' ny mpanjakan' i Hesebona, ny tanin' i Oga mpanjakan' i Basana. Et tu leur livras des royaumes et des peuples et les leur attribuas en cantons frontaliers ils ont pris possession du pays de Sihôn, roi de Heshbôn, et du pays d' Og, roi du Bashân.