<-
->

Neh / Ne 9:5 Then the Levites, Jeshua, and Kadmiel, Bani, Hashabniah, Sherebiah, Hodijah, Shebaniah, and Pethahiah, said, Stand up and bless the Lord your God for ever and ever: and blessed be thy glorious name, which is exalted above all blessing and praise. Ary hoy ny Levita, dia Jesoa sy Kadmiela sy Bany sy Hasabnia sy Serebia sy Hodia sy Sebania ary Petahia: Mitsangana, ka misaora an' i Jehovah Andriamanitrareo mandrakizay mandrakizay. Ary isaorana anie ny anaranao malaza, izay voasandratra ambonin' ny fisaorana sy ny fiderana rehetra. Ary hoy ny levita Josoe, Kedmiela, Banì, Hasebniasa, Sarebiasa, Odaiasa, Sebniasa, Fatatiasa: Mitsangana hianareo ka misaora an' ny Tompo Andriamanitrareo, mandrakizay, mandrakizay! Isaorana anie ny anaranao be voninahitra, izay mihoatra noho ny fisaorana amam-piderana rehetra! et les lévites Josué, Qadmiel, Bani, Hashabnéya, Shérébya, Hodiyya, Shebanya, Petahya dirent : "Levez-vous, bénissez Yahvé votre Dieu!" Bénis sois-tu, Yahvé notre Dieu, d'éternité en éternité! Et qu' on bénisse ton Nom de gloire qui surpasse toute bénédiction et louange!