<-
->

Tb 1:21 Fa tamin' ilay Senakeriba mpanjaka nandositra avy tany Jodea, nony efa voan' ny faharesena namelezan' Andriamanitra azy, noho ny teny fanevatevana nataony, dia nisafoaky ny hatezerana izy, ka maro be tamin' ny zanak' Israely no nasainy novonoina ho faty; ary Tobia no nandevina ny fatin' ireo. Moins de 40 jours après, le roi fut assassiné par ses deux fils, qui s' enfuirent dans les monts Ararat. Asarhaddon, son fils, lui succéda. Ahikar, fils de mon frère Anaèl, fut chargé des comptes du royaume, et il avait la direction générale des affaires.