<-
->

Jdt 13:30 Nony nahatsiaro tena sy nody saina izy, nihohoka teo an-tongotr' i Jodita, nanao taminy hoe: Aoka ho antsoina ho nosoavin' ny Andriamanitrao anie hianao, eo ambanin' ny lain' i Jakoba rehetra. Ary hianao no hahazoan' ny Andriamanitr' Israely voninahitra eny amin' ny firenena rehetra handre ny anaranao.