<-
->

Jdt 5:9 dia ny Andriamanitry ny lanitra tokana izay nandidy azy hiala amin' ny taniny sy handeha honina any Kanaana, no nivavahan' izy ireo. Fa tamin' ilay mosary namely ny tany rehetra dia nidina tany Ejipta izy, ary nitombo fatratra izy tany, ka nandritra ny efa-jato taona dia tonga vahoaka tsy tambo isaina. Leur Dieu leur ayant signifié de sortir de leur résidence et de s' en aller au pays de Canaan, ils s' y installèrent et y furent surabondamment comblés d' or, d' argent et de nombreux troupeaux.