<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 11:1 | Tamin' ny taona fahefatra nanjakan' i Ptolemea sy Kleopatra, Dositea izay nilaza azy ho mpisorona, avy amin' ny taranak' i Levì, sy Ptolemea zanany, dia nitondra izany taratasy momba ny Frorai izany, izay lazain' izy ireo ho tena marina sy nadikan' i Lisimaka, zanak' i Ptolemea ao Jerosalema. |