<-
->

Est 13:1 Asoerosa mpanjaka lehibe, amin' ny solom-panjaka sy ny governoran' ny faritany fito amby roapolo amby zato, hatrany India ka hatrany Etiopia, eo ambany fahefany, mandefa izao manaraka izao: