<-
->

Est 13:15 Koa ankehitriny, ry Tompo Andriamanitro sy Mpanjakako, Andriamanitr' i Abrahama, mamindrà fo amin' ny vahoakanao, fa manopy maso anay ny fahavalonay hamono anay, sy handringana ny lovanao faharazana.