<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 8:11 | Wherein the king granted the |
ka ny Jiosy izay teny amin' ny isan-tanàna dia navelan' ny mpanjaka hivory hiaro ny ainy ary handringana sy hamono ka handripaka ny herin' ny firenena sy ny tany rehetra izay te-hiady aminy, mbamin' ny vady aman-janak' ireny ary handroba ny fananany | Amin' izany taratasy izany, ny mpanjaka nanome làlana ny Jody hivory sy hiaro ny ainy, na aiza na aiza tanàna misy azy, ka handringana, hamono, handripaka ny miaramila mbamin' ny vady aman-janany amin' ny isam-pirenena amam-paritany, izay hitsangana hamely azy; ary handroba ny fananany; | Le roi y octroyait aux |