<-
->

Est 8:13 The copy of the writing for a commandment to be given in every province was published unto all people, and that the Jews should be ready against that day to avenge themselves on their enemies. Ny kopen' ny teny natao didy ho amin' ny isan-tokony eran' ny fanjakana dia nantsoina tamin' ny olona rehetra mba hampiomana ny Jiosy ho amin' izany andro izany hamaliany ny fahavalony. Ny kopia anankiray amin' ny didy izay tsy maintsy havoaka ho lalàna amin' ny isam-paritany dia nalefa misokatra ho an' ny foko rehetra, mba ho voaomana amin' izany andro izany hamaly ny fahavalony ny Jody. La copie de cet édit, destiné à être promulgué comme loi dans chaque province, fut publiée parmi toutes les populations afin que les Juifs se tinssent prêts au jour dit à tirer vengeance de leurs ennemis.