<-
->

Est 8:16 The Jews had light, and gladness, and joy, and honour. Ny Jiosy dia nahazo fahazavana sy faharavoravoana sy fifaliana ary voninahitra. Ny Jody tamin' izany tsy nahalala afa-tsy hasambarana aman-kafaliana, sy firavoravoana amam-boninahitra. Ce fut, pour les Juifs, un jour de lumière, de liesse, d' exultation et de triomphe.