<- -> |
[King James Bible] Book of Esther |
[Baiboly 1865] Estera |
[Baiboly Katolika] Estera |
[Bible de Jérusalem] Livre d'Esther |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Est 8:8 | Write ye also for the |
ary ianareo kosa dia manorata amin' ny anaran' ny mpanjaka izay sitrakareo hamonjy ny Jiosy, ka tombohy amin' ny peratra fanombohan' ny mpanjaka izany; fa tsy misy mahavadika ny soratra izay efa voasoratra tamin' ny anaran' ny mpanjaka sy efa voatomboka tamin' ny peratra fanombohan' ny mpanjaka | Koa manorata hianareo, amin' ny anaran' ny mpanjaka, araka izay sitrakareo, hamonjy ny Jody, dia tombohy amin' ny peratry ny mpanjaka, fa tsy azo foanana rahefa taratasy nosoratana tamin' ny anaran' ny mpanjaka, sy notombohina tamin' ny peratry ny mpanjaka. | Pour vous, |