<-
->

Est 9:10 The ten sons of Haman the son of Hammedatha, the enemy of the Jews, slew they; but on the spoil laid they not their hand. izy folo lahy, zanak' i Hamana, zanak' i Hamedota, fahavalon' ny Jiosy, dia novonoiny koa; kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory. dia izy folo lahy, zanak' i Amanà, zanak' i Amadatà, ilay fahavalon' ny Jody. Nefa tsy mba naninji-tànana nandroba izy. les dix fils d' Aman, fils de Hamdata, le persécuteur des Juifs. Mais ils ne se livrèrent pas au pillage.