<-
->

Est 9:12 And the king said unto Esther the queen, The Jews have slain and destroyed five hundred men in Shushan the palace, and the ten sons of Haman; what have they done in the rest of the king' s provinces? now what is thy petition? and it shall be granted thee: or what is thy request further? and it shall be done. Ary hoy ny mpanjaka tamin' i Estera, vadin' ny mpanjaka: Teto Sosana renivohitra aza ny Jiosy efa nahavono sy naharingana diman-jato lahy mbamin' izy folo lahy, zanak' i Hamana; koa nanao ahoana kosa no nataony tamin' ny isan-tokony eran' ny fanjakan' ny mpanjaka! Dia inona koa no angatahinao? Fa hatao izany. Ary inona no mbola tadiavinao? Fa homena izany. Ka hoy ny mpanjaka tamin' i Estera, mpanjakavavy: Teto Sosa, renivohitra, efa nahafaty sy naharingana diman-jato lahy, sy ny zanak' i Amanà folo lahy, ny Jody, ka ho toy inona no nataony amin' ny faritanin' ny mpanjaka sisa? Inona no angatahinao? fa homena anao izany. Inona no irinao? fa ho tanteraka. Le roi dit à la reine Esther : "Dans la seule citadelle de Suse, les Juifs ont mis à mort et exterminé 500 hommes, ainsi que les dix fils d' Aman. Que n' auront-ils pas fait dans le reste des provinces royales! Et maintenant, dis-moi ce que tu as à demander, c' est accordé d' avance! Dis-moi ce que tu désires de plus, c' est chose faite"