<-
->

Est 9:15 For the Jews that were in Shushan gathered themselves together on the fourteenth day also of the month Adar, and slew three hundred men at Shushan; but on the prey they laid not their hand. Dia nivory indray ny Jiosy izay tany Sosana tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana Adara ka namono olona telon-jato lahy tany Sosana; kanefa ny fananany tsy mba norobainy tsy akory. ary nivory indray ny Jody tao Sosa tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folon' ny volana Adara, sy namono olona telon-jato lahy tao Sosa; nefa tsy mba naninji-tànana nandroba izy. Ainsi, les Juifs de Suse se réunirent aussi le quatorzième jour d' Adar et ils égorgèrent 300 hommes dans Suse, mais ils ne se livrèrent pas au pillage.