<-
->

Est 9:17 On the thirteenth day of the month Adar; and on the fourteenth day of the same rested they, and made it a day of feasting and gladness. tamin' ny andro fahatelo ambin' ny folo tamin' ny volana Adara; ary nitsahatra izy tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo, ka nataony ho andro fanasana sy firavoravoana izany. Tamin' ny fahatelo ambin' ny folon' ny volana Adara izany. Ka ny andro fahefatra ambin' ny folon' io volana io, dia nijanonan' ny Jody ka nataony andro fanasana sy firavoravoana. C'était le treizième jour du mois d' Adar. Le quatorzième ils se reposèrent et de ce jour ils firent un jour de festins et de liesse.