<-
->

Eks 1:12 But the more they afflicted them, the more they multiplied and grew. And they were grieved because of the children of Israel. Nefa araka ny nampahoriany azy no vao mainka nihamaroany sy nitomboany kosa; ka dia natahotra ny Zanak' Isiraely indrindra ny Egyptiana. Kanjo, araka ny namoretana azy no vao mainka nitomboany sy nihamaroany kosa, ka tonga nankahalain' ny olona ny zanak' Israely. Mais plus on lui rendait la vie dure, plus il croissait en nombre et surabondait, ce qui fit redouter les Israélites.