<-
->

Eks 1:22 And Pharaoh charged all his people, saying, Every son that is born ye shall cast into the river, and every daughter ye shall save alive. Dia nandidy ny vahoakany rehetra Farao ka nanao hoe: Ny zazalahy rehetra izay teraka dia ario an' i Neily, fa ny zazavavy rehetra kosa no velomy. Ary Faraona nandidy ny vahoaka rehetra, nanao hoe: Atsipazo any anaty ony ny zazalahy teraka rehetra fa ny zazavavy avelao ho velona. Pharaon donna alors cet ordre à tout son peuple : " Tout fils qui naîtra, jetez-le au Fleuve, mais laissez vivre toute fille.