<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 10:1 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Mankanesa ao amin' i Farao; fa Izaho efa nanamafy ny fony sy ny fon' ny mpanompony, mba hanehoako izao famantarako izao eo aminy; | Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Mankanesa any amin' i Faraona, fa efa nahadonto ny fony sy ny fon' ny mpanompony aho, hanaovako ny famantarako eo afovoany, |