<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 10:13 | And |
Dia nahinjitr' i Mosesy tambonin' ny tany Egypta ny tehiny, ary Jehovah nitondra rivotra avy any atsinanana hankany amin' ny tany mandritra iny andro sy iny alina iny; ary nony maraina dia nitondra ny valala ny rivotra avy any atsinanana. | Dia nahinjitr' i Moizy teo ambonin' ny tany Ejipta ny tehiny, ka nandefa rivotra avy any atsinanana Iaveh hifofofofo amin' ny tany iny tontolo andro iny, sy iny tontolo alina iny. Nony maraina, indro tongan' ny rivotra avy any atsinanana ny valala. |