<-
->

Eks 11:1 And the Lord said unto Moses, Yet will I bring one plague more upon Pharaoh, and upon Egypt; afterwards he will let you go hence: when he shall let you go, he shall surely thrust you out hence altogether. Fa Jehovah nilaza tamin' i Mosesy, hoe: Mbola hahatonga loza iray koa amin' i Farao sy Egypta Aho; ary rehefa afaka izany, dia handefa anareo hiala atý izy; ary rehefa handefa anareo rehetra izy, dia handroaka anareo fatratra hiala atý. Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Loza iray sisa hameliko an' i Faraona sy Ejipta, fa rahefa afaka izany, dia halefany hiala aty hianareo; ary rahefa handefa anareo tokoa izy, dia horoahiny aza hianareo hiala aty. Yahvé dit à Moïse : " Je vais encore envoyer une plaie à Pharaon et à l'Égypte, après quoi il vous renverra d' ici. Quand il vous renverra, ce sera fini, et même, il vous expulsera d' ici.