<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 11:5 | And all the firstborn in the land of |
dia ho faty ny lahimatoa rehetra eto amin' ny tany Egypta, hatramin' ny matoan' i Farao izay mipetraka eo ambonin' ny seza fiandrianany ka hatramin' ny matoan' ny ankizivaviny izay eo anilan' ny fikosoham-bary, ary ny voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra. | ka ho faty ny lahimatoa rehetra eto amin' ny tany Ejipta, hatramin' ny lahimatoan' i Faraona mipetraka eo amin' ny seza fiandrianany, ka hatramin' ny lahimatoan' ny andevovaviny eo am-pototry ny vato fitotoam-bary, mbamin' ny lahy voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra. | et tous les premiers-nés mourront dans le pays d' |