<-
->

Eks 12:17 And ye shall observe the feast of unleavened bread; for in this selfsame day have I brought your armies out of the land of Egypt: therefore shall ye observe this day in your generations by an ordinance for ever. Ary hitandrina ny andron' ny mofo tsy misy masirasira ianareo, fa izany andro izany indrindra no nitondrako ny antokonareo nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta; dia hotandremanareo izany hatramin' ny taranakareo fara mandimby ho lalàna mandrakizay. Hotandremanareo ny azima, fa izany no andro namoahako ny ankohonanareo, tamin' ny tany Ejipta. Ka hotandremanareo hatrany amin' ny taranaka mifandimby izany andro izany, ho zavatra nalahatra haharitra mandrakizay. Vous observerez la fête des Azymes, car c' est en ce jour-là que j' ai fait sortir vos armées du pays d'Égypte. Vous observerez ce jour-là dans vos générations, c' est un décret perpétuel.