<-
->

Eks 12:29 And it came to pass, that at midnight the Lord smote all the firstborn in the land of Egypt, from the firstborn of Pharaoh that sat on his throne unto the firstborn of the captive that was in the dungeon; and all the firstborn of cattle. Ary nony namatonalina Jehovah namono ny lahimatoa rehetra tany amin' ny tany Egypta, hatramin' ny lahimatoan' i Farao izay nipetraka teo ambonin' ny seza fiandrianany ka hatramin' ny lahimatoan' ny babo izay tao amin' ny trano-maizina, mbamin' izay voalohan-teraky ny biby fiompy rehetra. Nony nisasaka ny alina dia novonoin' ny Tompo avokoa ny lahimatoa tany amin' ny tany Ejipta, hatramin' ny lahimatoan' i Faraona mipetraka eo ambonin' ny seza fiandrianany, ka hatramin' ny lahimatoan' ny babo izay tao amin' ny tranomaizina, ary ny lahy voalohan-teraky ny biby rehetra. Au milieu de la nuit, Yahvé frappa tous les premiers-nés dans le pays d'Égypte, aussi bien le premier-né de Pharaon qui devait s' asseoir sur son trône, que le premier-né du captif dans la prison et tous les premiers-nés du bétail.