<-
->

Eks 12:30 And Pharaoh rose up in the night, he, and all his servants, and all the Egyptians; and there was a great cry in Egypt; for there was not a house where there was not one dead. Ary nifoha raha mbola alina Farao, dia izy sy ny mpanompony rehetra ary ny Egyptiana rehetra, fa nisy fidradradradrana mafy tany Egypta, satria tsy nisy trano izay tsy nahafatesana. Nifoha iny alina iny ihany Faraona sy ny mpanompony mbamin' ny Ejipsiana rehetra, ka fidradradradrana lozan-tany no re eran' i Ejipta, fa tsy nisy trano tsy nisy maty. Pharaon se leva pendant la nuit, ainsi que tous ses serviteurs et tous les Égyptiens, et ce fut en Égypte une grande clameur car il n' y avait pas de maison où il n' y eût un mort.