<-
->

Eks 12:33 And the Egyptians were urgent upon the people, that they might send them out of the land in haste; for they said, We be all dead men. Dia nandodona ny olona ny Egyptiana ka nampandeha azy faingana hiala tamin' ny tany, satria hoy izy: Maty avokoa izahay rehetra. Nododonan' ny Ejipsiana ery ny vahoaka, fa maika handefa azy hiala amin' ny tany ireo, fa hoy izy: maty avokoa izahay. Les Égyptiens pressèrent le peuple en se hâtant de le faire partir du pays car, disaient-ils : " Nous allons tous mourir. "