<-
->

Eks 12:37 And the children of Israel journeyed from Rameses to Succoth, about six hundred thousand on foot that were men, beside children. Dia niainga tao Ramesesa ny Zanak' Isiraely ka nankany Sokota, dia lehilahy mahalia lalana tokony ho enina hetsy, afa-tsy ny zaza amim-behivavy. Niala tao Ramsesa ny zanak' Israely dia nankany Sokota; sahabo ho enina hetsy izy no olona mandeha tongotra afa-tsy ny ankizy. Les Israélites partirent de Ramsès en direction de Sukkot au nombre de près de six cent mille hommes de pied - rien que les hommes, sans compter leur famille.