<-
->

Eks 13:14 And it shall be when thy son asketh thee in time to come, saying, What is this? that thou shalt say unto him, By strength of hand the Lord brought us out from Egypt, from the house of bondage: Ary raha hanontany anao ny zanakao amin' ny andro ho avy ka hanao hoe: Inona no anton' izao? dia holazainao aminy hoe: Tanana mahery no nitondran' i Jehovah antsika nivoaka avy tany Egypta, tamin' ny trano nahandevozana; Ary indray andro raha avy izay hanontanian' ny zanakao anao hilaza hoe: Inona no hevitr' izao? Dia hovalianao hoe: Tamin' ny tànany mahery no namoahan' ny Tompo anay tany Ejipta, tamin' ny trano fanandevozana. Lorsque ton fils te demandera demain : "Que signifie ceci ?" tu lui diras : "C' est par la force de sa main que Yahvé nous a fait sortir d'Égypte, de la maison de servitude.