<-
->

Eks 13:18 But God led the people about, through the way of the wilderness of the Red sea: and the children of Israel went up harnessed out of the land of Egypt. Fa nentin' Andriamanitra nivily ho amin' ny lalana mahazo any an-efitra amoron' ny Ranomasina Mena ny olona; ary voaomana hiady ny fiakatry ny Zanak' Isiraely avy tany amin' ny tany Egypta. Fa nentin' Andriamanitra niolaka ny vahoaka nanaraka ny làlan' ny efitra mankany amin' ny ranomasina Mena. Tamim-pilaminana tsara no niakaran' ny zanak' Israely avy tany Ejipta. Dieu fit donc faire au peuple un détour par la route du désert de la mer des Roseaux. C' est bien armés que les Israélites montèrent du pays d'Égypte.