<-
->

Eks 14:22 And the children of Israel went into the midst of the sea upon the dry ground: and the waters were a wall unto them on their right hand, and on their left. Dia nandeha teo afovoan' ny ranomasina nandia ny tany maina ny Zanak' Isiraely; ary ny rano dia tonga fefy ho azy teo amin' ny ankavanany sy teo amin' ny ankaviany. Dia niditra teo afovoan' ny ranomasina efa tonga maina ny zanak' Israely ary zary rindrina ho azy ireo eo an-kavanany sy an-kaviany ny rano. Les Israélites pénétrèrent à pied sec au milieu de la mer, et les eaux leur formaient une muraille à droite et à gauche.