<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 14:5 | And it was told the king of |
Ary nisy nanambara tamin' ny mpanjakan' i Egypta fa efa nandositra ny olona, dia niova ny fon' i Farao sy ny mpanompony ny amin' ny olona, ka hoy izy: Inona izao nataontsika izao, no nandefa ny Isiraely hiala tamin' ny fanompoany antsika isika? | Nilazana ny mpanjakan' i Ejipta fa hoe: lasa nandositra ny vahoaka. Tamin' izay dia voaova ny fon' i Faraona sy ny mpanompony, ny amin' ny vahoaka, fa hoy izy ireo: Naninona ity isika no nandefa an' Israely handeha, ka namoy ny fanompoany antsika? | Lorsqu' on annonça au roi d' |