<-
->

Eks 15:15 Then the dukes of Edom shall be amazed; the mighty men of Moab, trembling shall take hold upon them; all the inhabitants of Canaan shall melt away. Toran-kovitra ny loham-pirenen' i Edoma; azon-korohoro ny lehilahy maherin' i Moaba; reraka ny fon' izay rehetra monina any Kanana. Nivadi-po ambony ihany ireo andrian' i Edoma; Tera-kovitra ny maherin' i Moaba; Niraviravy tanana avokoa ny mponina any Kanaana; Alors sont bouleversés les chefs d'Édom, les princes de Moab, la terreur s' en empare, ils titubent, tous ceux qui habitent Canaan.