<-
->

Eks 15:20 And Miriam the prophetess, the sister of Aaron, took a timbrel in her hand; and all the women went out after her with timbrels and with dances. Ary Miriama mpaminanivavy, anabavin' i Arona, dia nitondra ny ampongatapaka teny an-tànany; ary nivoaka nanaraka azy ny vehivavy rehetra nitondra ampongatapaka sady nandihy. Nandray langoroany tapaka Maria, mpaminany vavy, anabavin' i Aarona, ary nitondra langoroany nanaraka azy koa ny vehivavy rehetra, dia nandihy. Miryam, la prophétesse, soeur d' Aaron, prit en main un tambourin et toutes les femmes la suivirent avec des tambourins, formant des choeurs de danse.