<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 16:29 | See, for that the |
Saino fa Jehovah no nanome anareo ny Sabata, koa izany no anomezany anareo mofo ampy ho indroa andro amin' ny andro fahenina; samia mitoetra eo amin' ny fitoerany avy ianareo, ka aoka tsy hisy hiala amin' ny fitoerany amin' ny andro fahafito. | Jereo ange: noho Iaveh nanome anareo ny sabata, dia omeny mofo ampy indroa andro hianareo, amin' ny andro fahenina. Koa samia mitoetra eo amin' ny fitoerany hianareo, fa aza misy mivoaka hiala amin' ny toerana misy azy amin' ny andro fahafito. | Voyez, |