<-
->

Eks 18:19 Hearken now unto my voice, I will give thee counsel, and God shall be with thee: Be thou for the people to God-ward, that thou mayest bring the causes unto God: Ary ankehitriny, dia maneke ny teniko, fa hanoro hevitra anao aho, ka Andriamanitra anie homba anao: Aoka ianao ho alalan' ny olona amin' Andriamanitra mba hitondranao ny teniny amin' Andriamanitra; Koa henoy ny teniko: fa indro homeko hevitra hianao ary Andriamanitra anie homba anao: Aoka hianao ho solon-tenan' ny vahoaka eo amin' Andriamanitra, hanatitra ny adiny eo anatrehan' Andriamanitra. Maintenant écoute le conseil que je vais te donner pour que Dieu soit avec toi. Tiens-toi à la place du peuple devant Dieu, et introduis toi-même leurs causes auprès de Dieu.