<-
->

Eks 18:5 And Jethro, Moses' father in law, came with his sons and his wife unto Moses into the wilderness, where he encamped at the mount of God: Dia tonga Jetro, rafozan' i Mosesy, nitondra ny vady aman-janak' i Mosesy hankany aminy tany an-efitra, izay nitobiany teo anilan' ny tendrombohitr' Andriamanitra: Jetrao rafozan' i Moizy niaraka tamin' ny zanak' i Moizy sy ny vadiny, dia tonga nanatona azy tany an' efitra nitobiany, tany an-tendrombohitr' Andriamanitra; Jéthro, le beau-père de Moïse, vint trouver Moïse avec ses fils et sa femme au désert où il campait, à la montagne de Dieu.