<-
->

Eks 19:14 And Moses went down from the mount unto the people, and sanctified the people; and they washed their clothes. Dia nidina avy tao amin' ny tendrombohitra Mosesy ka nankeny amin' ny olona; dia nanamasina ny olona izy, ka samy nanasa ny fitafiany. Dia nidina avy any an-tendrombohitra Moizy nankeo amin' ny vahoaka ka nanamasina azy, ary nanasa ny fitafiany izy ireo. Moïse descendit de la montagne et vint trouver le peuple qu' il fit se sanctifier, et ils lavèrent leurs vêtements.