<-
->

Eks 19:18 And mount Sinai was altogether on a smoke, because the Lord descended upon it in fire: and the smoke thereof ascended as the smoke of a furnace, and the whole mount quaked greatly. Ary ny tendrombohitra Sinay nivoa-tsetroka avokoa, satria Jehovah nidina teo amboniny tao anaty afo; dia niakatra ny setroka tahaka ny setroky ny lafaoro lehibe, ary nihorohoro mafy ny tendrombohitra Sinay rehetra. Nivoa-tsetroka ny tendrombohitra Sinaia manontolo, satria tanaty afo no nidinan' ny Tompo nankeo amboniny, ka nipololotra toy ny avy amin' ny lafaoro lehibe ny setroka, ary nihovitrovitra iray ihany ny tendrombohitra manontolo. Or la montagne du Sinaï était toute fumante, parce que Yahvé y était descendu dans le feu ; la fumée s' en élevait comme d' une fournaise et toute la montagne tremblait violemment.