<-
->

Eks 2:14 And he said, Who made thee a prince and a judge over us? intendest thou to kill me, as thou killedst the Egyptian? And Moses feared, and said, Surely this thing is known. Fa hoy izy: Iza no nanendry an' ialahy ho mpanapaka sy mpitsara anay? Moa mikasa hamono ahy koa va ialahy, tahaka ny namonoan' ialahy ilay Egyptiana? Dia raiki-tahotra Mosesy ka nanao hoe: Hay! fantatr' olona izany! Fa hoy ny navalin-dralehilahy: Iza no nanangana an' ialahy ho lehibenay sy mpitsara anay? Sa tadiavin' ialahy hovonoina koa aho, tahaka ny namonoan' ialahy ilay Ejipsiana? Raiki-tahotra Moizy, ka hoy izy: Misy mahalala tokoa ilay zavatra. Celui-ci répondit : " Qui t' a constitué notre chef et notre juge ? Veux-tu me tuer comme tu as tué l'Égyptien ? " Moïse effrayé se dit : " Certainement l' affaire se sait. "