<-
->

Eks 2:7 Then said his sister to Pharaoh' s daughter, Shall I go and call to thee a nurse of the Hebrew women, that she may nurse the child for thee? Dia hoy kosa ny anabaviny tamin' ny zanakavavin' i Farao: Handeha haka mpitaiza amin' ny vehivavy Hebreo va aho hankatý aminao mba hitaiza ny zaza ho anao? Tamin' izay kosa ny anabavin' ity zaza dia niteny tamin' ny zanakavavin' i Faraona nanao hoe: Moa tianao va ny handehanako hitady mpitaiza amin' ny vehivavy Hebrio hampinono io zaza io? La soeur de l' enfant dit alors à la fille de Pharaon : " Veux-tu que j' aille te chercher, parmi les femmes des Hébreux, une nourrice qui te nourrira cet enfant ? -