<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 28:4 | And these are the garments which they shall make; a breastplate, and an ephod, and a robe, and a broidered coat, a mitre, and a girdle: and they shall make holy garments for |
Ary izao no fitafiana izay hataony: saron-tratra sy efoda sy akanjo ivelany sy akanjo lava tenom-boaroy sy hamama ary fehin-kibo; dia hanao fitafiana masina ho an' i Arona rahalahinao izy, sy ho an' ny zanany, mba ho mpisorona ho Ahy izy. | Ka izao no fanamiana hataon' izy ireo: saron-tratra iray, efoda iray, akanjo lava iray, akanjo anaty misy amborodao iray, satroka hamama iray ary fehin-kibo iray. Ireo no fanamiana masina hataony ho an' i Aarona rahalahinao, sy ny zanany, mba ho mpisorona hanao fanompoana ahy izy ireo. | Voici les vêtements qu' ils feront : un pectoral, un |