<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 3:14 | And |
Ary hoy Andriamanitra tamin' i Mosesy: Izaho, Izay Izy hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay. Ary hoy koa Izy: Izao no holazainao amin' ny Zanak' Isiraely: Izaho Izay Izy no efa naniraka ahy ho atý aminareo. | Hoy Andriamanitra tamin' i Moizy: Izaho no Ilay misy. Izany, hoy izy, no havalinao ny zanak' Israely: Ilay misy no maniraka ahy ho aty aminareo. |